EFA NOFIDIKO (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Tsy hianareo no nifidy Ahy,
Fa fgnjry izaho no nifidy anareo (x2)

Ka nanendry anareo mba handeha
Sy hamoa,  (x2)

Mba haharetan'ny vokatrareo,
Mba homen'ny Ray wlaxfx anareo
Izay rehetra hangatahinareo
Amin'ny anarako rgrbc
Na inona na inona (x2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)
Vangy : 757
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kevin Razafindrakoto
Daty : 14/02/2022 21:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304