NY LALANAO (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny lalanao tononkira.serasera.org no lalako
Ny adiko ety adinao
Safidinao ekeko koa
Fa ianao Jesoa no Tompoko
REFRAIN;
Jesosy oh, Jesosy oh
Tiako ianao
Mpamonjy oh, Mpanavotra
Vonjeo aho
Mba tsy ho fahafatesana no miandry ahy
fa fianan-mbaovao
Mba tsy ho fahafatesana no miandry ahy
fa ilay avotrao, ...
Ny zioganao no hoentiko
Ny ratranao no nahasitrana ahy
Ny nqjnjy bnmsoub ranao famonjena ahy
Fa yclpwvzl ianao Jesoa mpanafaka ahy
REFRAIN: ...
Ny adiko ety adinao
Safidinao ekeko koa
Fa ianao Jesoa no Tompoko
REFRAIN;
Jesosy oh, Jesosy oh
Tiako ianao
Mpamonjy oh, Mpanavotra
Vonjeo aho
Mba tsy ho fahafatesana no miandry ahy
fa fianan-mbaovao
Mba tsy ho fahafatesana no miandry ahy
fa ilay avotrao, ...
Ny zioganao no hoentiko
Ny ratranao no nahasitrana ahy
Ny nqjnjy bnmsoub ranao famonjena ahy
Fa yclpwvzl ianao Jesoa mpanafaka ahy
REFRAIN: ...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Hits : 762
Likes : 0 Like
Created by : kevin Razafindrakoto
Date : 14/02/2022 22:28
