FAHENDRENA (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
uqbax Ny vakoky ny razako no hiderako Anao
Ny akanton'ny fiakanjony no anandratako Anao
Ny fahendrena hananany dia avy ptekw Aminao
Fihavanana no tarigetra ka hapanjakao
REFRAIN:
Ka raiso ny fiderana e atolotray ho tononkira.serasera.org Anao
Asandratray ny hirahira fa maminay Ianao
Ventesinay ny omyysci hosana andraisanay Anao
Fa tsara (3) , fa tsara indridra Ianao ry Ray
Ny saotra sy ny dera jeso atolotray ho Anao
Fiadananao kosa Jesoa no mba harotsay
Ny fifankatiavana no baikonao
Dia didy lehibe indridra dia didy vaovao
REFRAIN: ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Visites : 808
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kevin Razafindrakoto
Date : 14/02/2022 22:28