TOMPO MAHERY (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahery Tompo oh Ianao
Ka navelanao yzocoj eto izahay
Ka narotsakao taminay
Ilay Fanahy Masinao
REFRAIN:
Hafanao ny fonay
Hafanao hazoto hatrany
Mba ho fhodl fotaovana mahery
Hampiely ny asanao
Hafanao hatrany tononkira.serasera.org hatrany
Fa mahery ilay Fanahy
Ka hitombo hery hatrany
Aminy ny fanompoana Anao
Eny mamy sy tiako koa
Raha ampaherezinao ireo kivy
Meteza fstx ianao Fanahy oh
Hanova ireo tsy mino
REFRAIN: ...
Ka navelanao yzocoj eto izahay
Ka narotsakao taminay
Ilay Fanahy Masinao
REFRAIN:
Hafanao ny fonay
Hafanao hazoto hatrany
Mba ho fhodl fotaovana mahery
Hampiely ny asanao
Hafanao hatrany tononkira.serasera.org hatrany
Fa mahery ilay Fanahy
Ka hitombo hery hatrany
Aminy ny fanompoana Anao
Eny mamy sy tiako koa
Raha ampaherezinao ireo kivy
Meteza fstx ianao Fanahy oh
Hanova ireo tsy mino
REFRAIN: ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Vangy : 787
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kevin Razafindrakoto
Daty : 14/02/2022 22:28
