Ampidiro aloha ny tenimiafina
ZANAK’ONDRY (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro ny Zanak’ondrin’ Andriamnitra
‘Zay nanaisotra ny fahotan’ izao tontolo izao (x2)
Izao tontolo izao
Koa mino Azy ve nareo?
Koa manaiky Azy ve nareo?
Fa indro ilay Zanank’Ondry
mandodona ao am-po
Sao avelanao andalo fotsiny ihany?
Sao odianao tsy fantatra izany?
Tsy an-tery anefe mxnqjy ny azy,
tsy vozonana fa safidy
Tonga tany amin’ny Azy Izy
Fa ny Azy tsy nandray Azy
Naleon'ny ybiktv olona ieykosz maizina
Toy izay ny mazava
Satria ratsy ny asany
Indro ny Zanak’ondrin’ Andriamnitra
‘Zay nanaisotra ny fahotan’ izao tontolo izao (x2)
Izao tontolo tononkira.serasera.org izao.
‘Zay nanaisotra ny fahotan’ izao tontolo izao (x2)
Izao tontolo izao
Koa mino Azy ve nareo?
Koa manaiky Azy ve nareo?
Fa indro ilay Zanank’Ondry
mandodona ao am-po
Sao avelanao andalo fotsiny ihany?
Sao odianao tsy fantatra izany?
Tsy an-tery anefe mxnqjy ny azy,
tsy vozonana fa safidy
Tonga tany amin’ny Azy Izy
Fa ny Azy tsy nandray Azy
Naleon'ny ybiktv olona ieykosz maizina
Toy izay ny mazava
Satria ratsy ny asany
Indro ny Zanak’ondrin’ Andriamnitra
‘Zay nanaisotra ny fahotan’ izao tontolo izao (x2)
Izao tontolo tononkira.serasera.org izao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Vangy : 1191
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : kevin Razafindrakoto
Daty : 14/02/2022 22:28
