MAFY NY ADINAO (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy ny adinao mila ho isan’andro izao
Milanja fahoriana mizioga fijaliana
Mba manontany tena ianao hoe
Jesosy ve mandao fa ireny rehetra ireny
Natao mba hanefeny
Fa ny Tompo tsy uxvfsd mandao
Na hahafoy anao ho very
Aza mierika na minia mikipy ianao
Fa todio ilay Jesoa
Izay nahafoy ny ainy ho anao
Izy tsy hamelanao na hoe ugldx hahafoy anao
Atolory ny fonao mba hanjakany izao
Fa Kristy ho ahy tononkira.serasera.org sy ianao
Havaozy bwapohoc dieny izao ny mombanao
REFRAIN:
Jesosy irery ihany ,
Jesosy hatrany hatrany
No mahavaha ny olanao
Milanja fahoriana mizioga fijaliana
Mba manontany tena ianao hoe
Jesosy ve mandao fa ireny rehetra ireny
Natao mba hanefeny
Fa ny Tompo tsy uxvfsd mandao
Na hahafoy anao ho very
Aza mierika na minia mikipy ianao
Fa todio ilay Jesoa
Izay nahafoy ny ainy ho anao
Izy tsy hamelanao na hoe ugldx hahafoy anao
Atolory ny fonao mba hanjakany izao
Fa Kristy ho ahy tononkira.serasera.org sy ianao
Havaozy bwapohoc dieny izao ny mombanao
REFRAIN:
Jesosy irery ihany ,
Jesosy hatrany hatrany
No mahavaha ny olanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Vangy : 612
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kevin Razafindrakoto
Daty : 14/02/2022 22:28
