ANTSO HO ANAO (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antso ho anao ity hira ity
Antso ho anao ity ondry iza nania
Antso ho anao , ansto hatrany(2)
Ho anao tonga eto adroany

REFRAIN:
Sao mbola miandry ve
Ny kapoky ny tany
Loza maro be sy horohoron-tany
Sao dia variana ve ho lany hiriaria
Ho tratrin'ny ranobe sy ny tsunami

Antso ho anao ity hira ity
Ry kristiana mpiatsara velatsihy
Antso ho anao , antso hatrany(2)
Ho anao tonga eto androany

REFRAIN: ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)
Vangy : 639
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kevin Razafindrakoto
Daty : 14/02/2022 22:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1175