Tsisy tsy hainy atao (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Miaina isanandro eo ambany famidraponao aho
Dia tsapako mintsy hoe misy herinao tononkira.serasera.org miasa anatikao
Ka na toy bbkrth ahoana zava mitranga hanehoanao zava mahagaga aho
Miaiky aho tompo fa tsisy tsy ainao atao
Refrain:
Ooooo hainao zay mahasoa ahy Tsy hahatahotra aho na hiteby2 Fa ainao zay mahasoa ahy Oooooo hainao cnizfrtb zay mahasoa Resy lahatra tanteraka aho
Fa tsisy tsiainao atao
2)Miaina isanandro eo ambany Fitatanao aho
Ekeko xuvh avokoa izay lalanao rehetra itondranao ahy
Na hamakivaky aloky ny fasana...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Vangy : 410
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vanessaPARANIAINA
Daty : 06/04/2025 09:45