ZANAK’ONDRY (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro ny Zanak’ondrin’ Andriamnitra
‘Zay nanaisotra ny fahotan’ izao tontolo izao (x2)
Izao tontolo izao
Koa mino Azy ve nareo?
Koa manaiky bszkqul Azy ve nareo?
Fa indro ilay Zanank’Ondry
mandodona ao am-po
Sao avelanao andalo fotsiny ihany?
Sao odianao tsy fantatra izany?
Tsy tononkira.serasera.org an-tery anefe ny azy, cnfthyid
tsy vozonana fa safidy
Tonga tany amin’ny Azy Izy
Fa ny Azy tsy nandray Azy
Naleon'ny olona maizina
Toy izay ny mazava
Satria ratsy ny asany
Indro ny euzdvurf Zanak’ondrin’ Andriamnitra
‘Zay nanaisotra ny fahotan’ izao tontolo izao (x2)
Izao tontolo izao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Vangy : 1123
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : kevin Razafindrakoto
Daty : 14/02/2022 22:28