Tsisy tsy hainy atao (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Miaina isanandro eo ambany famidraponao aho
Dia tsapako mintsy hoe misy oqxmygd herinao miasa anatikao
Ka na toy ahoana zava mitranga tononkira.serasera.org hanehoanao zava mahagaga aho
Miaiky aho yxkhu tompo fa tsisy tsy ainao atao  

Refrain:
Ooooo hainao zay mahasoa ahy Tsy hahatahotra aho na hiteby2  Fa ainao zay mahasoa ahy  Oooooo hainao zay mahasoa  Resy lahatra tanteraka aho
  Fa tsisy tsiainao atao  pdhn  

2)Miaina isanandro eo ambany  Fitatanao aho
Ekeko avokoa izay lalanao rehetra itondranao ahy
Na hamakivaky aloky ny fasana...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295