Tsisy tsy hainy atao (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Miaina isanandro eo ambany famidraponao aho
Dia tsapako mintsy hoe misy herinao miasa anatikao
Ka na toy ahoana zava mitranga hanehoanao zava mahagaga aho
Miaiky aho tompo fa tsisy tsy ainao atao
Refrain:
Ooooo jcohp hainao zay mahasoa ahy Tsy hahatahotra aho na pkag hiteby2 Fa ainao zay mahasoa ahy qllufumg Oooooo hainao zay mahasoa Resy lahatra tanteraka aho
Fa tsisy tsiainao atao
2)Miaina isanandro eo ambany Fitatanao tononkira.serasera.org aho
Ekeko avokoa izay lalanao rehetra itondranao ahy
Na hamakivaky aloky ny fasana...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Visites : 409
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : vanessaPARANIAINA
Date : 06/04/2025 09:45