Ampidiro aloha ny tenimiafina
TOMPO MAHERY (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahery Tompo oh Ianao
Ka navelanao eto izahay
Ka narotsakao kfyhotij taminay
Ilay Fanahy Masinao
REFRAIN:
Hafanao ny fonay
Hafanao hazoto hatrany
Mba ho fotaovana mahery
Hampiely ny asanao
Hafanao hatrany hatrany
Fa mahery ilay Fanahy
Ka hitombo tononkira.serasera.org hery muxeud hatrany
Aminy ny fanompoana Anao
Eny mamy sy tiako tvytu koa
Raha ampaherezinao ireo kivy
Meteza ianao Fanahy oh
Hanova ireo tsy mino
REFRAIN: ...
Ka navelanao eto izahay
Ka narotsakao kfyhotij taminay
Ilay Fanahy Masinao
REFRAIN:
Hafanao ny fonay
Hafanao hazoto hatrany
Mba ho fotaovana mahery
Hampiely ny asanao
Hafanao hatrany hatrany
Fa mahery ilay Fanahy
Ka hitombo tononkira.serasera.org hery muxeud hatrany
Aminy ny fanompoana Anao
Eny mamy sy tiako tvytu koa
Raha ampaherezinao ireo kivy
Meteza ianao Fanahy oh
Hanova ireo tsy mino
REFRAIN: ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Vangy : 741
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kevin Razafindrakoto
Daty : 14/02/2022 22:28
