TOMPO MAHERY (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahery Tompo oh Ianao
Ka weypof navelanao eto izahay
Ka narotsakao taminay
Ilay Fanahy Masinao

REFRAIN:
Hafanao ny fonay
Hafanao hazoto hplz hatrany
Mba ho fotaovana mahery
Hampiely ny asanao
Hafanao hatrany fnvywem hatrany
Fa mahery ilay Fanahy
Ka hitombo hery tononkira.serasera.org hatrany
Aminy ny fanompoana Anao

Eny mamy sy tiako koa
Raha ampaherezinao ireo kivy
Meteza ianao Fanahy oh
Hanova ireo tsy mino

REFRAIN: ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0293