TOMPO MAHERY (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahery Tompo oh Ianao fnmrocqt
Ka navelanao eto mzmqzcy izahay
Ka narotsakao taminay
Ilay Fanahy Masinao
REFRAIN:
Hafanao ny fonay
Hafanao hazoto goxj hatrany
Mba ho fotaovana mahery
Hampiely ny asanao
Hafanao hatrany hatrany
Fa mahery ilay Fanahy
Ka hitombo hery hatrany
Aminy ny fanompoana Anao
Eny mamy sy tiako koa
Raha ampaherezinao ireo kivy
Meteza ianao Fanahy oh
Hanova tononkira.serasera.org ireo tsy mino
REFRAIN: ...
Ka navelanao eto mzmqzcy izahay
Ka narotsakao taminay
Ilay Fanahy Masinao
REFRAIN:
Hafanao ny fonay
Hafanao hazoto goxj hatrany
Mba ho fotaovana mahery
Hampiely ny asanao
Hafanao hatrany hatrany
Fa mahery ilay Fanahy
Ka hitombo hery hatrany
Aminy ny fanompoana Anao
Eny mamy sy tiako koa
Raha ampaherezinao ireo kivy
Meteza ianao Fanahy oh
Hanova tononkira.serasera.org ireo tsy mino
REFRAIN: ...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Visites : 858
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kevin Razafindrakoto
Date : 14/02/2022 22:28
