NY LALANAO (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny lalanao no lalako mbimi
Ny adiko ety adinao
Safidinao ekeko koa
Fa ianao Jesoa no Tompoko
REFRAIN;
Jesosy oh, Jesosy oh
Tiako ianao
Mpamonjy oh, Mpanavotra
Vonjeo aho
Mba tsy ho fahafatesana no miandry ahy
fa fianan-mbaovao
Mba tsy ho fahafatesana tononkira.serasera.org no miandry ahy
fa ilay avotrao, ...
Ny zioganao no jmfva hoentiko
Ny ratranao no nahasitrana ahy
Ny ranao famonjena ahy
Fa ianao Jesoa mpanafaka ahy
REFRAIN: ...
osqn
Ny adiko ety adinao
Safidinao ekeko koa
Fa ianao Jesoa no Tompoko
REFRAIN;
Jesosy oh, Jesosy oh
Tiako ianao
Mpamonjy oh, Mpanavotra
Vonjeo aho
Mba tsy ho fahafatesana no miandry ahy
fa fianan-mbaovao
Mba tsy ho fahafatesana tononkira.serasera.org no miandry ahy
fa ilay avotrao, ...
Ny zioganao no jmfva hoentiko
Ny ratranao no nahasitrana ahy
Ny ranao famonjena ahy
Fa ianao Jesoa mpanafaka ahy
REFRAIN: ...
osqn
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Vangy : 707
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kevin Razafindrakoto
Daty : 14/02/2022 22:28
