NY LALANAO (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny lalanao no lalako
Ny adiko ety adinao
Safidinao ekeko koa
Fa ianao Jesoa no Tompoko

REFRAIN;
Jesosy oh, Jesosy oh
Tiako ianao
Mpamonjy oh, Mpanavotra
Vonjeo aho
Mba tsy ho fahafatesana no miandry ahy
fa fianan-mbaovao
Mba tsy ho fahafatesana no miandry ahy
fa ilay avotrao, ...

Ny zioganao no hoentiko
Ny ratranao no nahasitrana ahy
Ny ranao famonjena ahy
Fa ianao Jesoa mpanafaka ahy

REFRAIN: ...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)
Visites : 331
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kevin Razafindrakoto
Date : 14/02/2022 22:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0754