NY LALANAO (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny lalanao no lalako
Ny adiko ety adinao
Safidinao ekeko koa
Fa ianao Jesoa no Tompoko
REFRAIN;
Jesosy oh, Jesosy oh
Tiako ianao
Mpamonjy oh, tononkira.serasera.org Mpanavotra
Vonjeo aho
Mba tsy luukw ho fahafatesana xnkl no miandry ahy
fa fianan-mbaovao
Mba tsy ho fahafatesana no miandry ahy
fa ilay avotrao, ...
Ny zioganao no hoentiko
Ny ratranao no nahasitrana ahy qnxgojkt
Ny ranao famonjena ahy
Fa ianao Jesoa mpanafaka ahy
REFRAIN: ...
Ny adiko ety adinao
Safidinao ekeko koa
Fa ianao Jesoa no Tompoko
REFRAIN;
Jesosy oh, Jesosy oh
Tiako ianao
Mpamonjy oh, tononkira.serasera.org Mpanavotra
Vonjeo aho
Mba tsy luukw ho fahafatesana xnkl no miandry ahy
fa fianan-mbaovao
Mba tsy ho fahafatesana no miandry ahy
fa ilay avotrao, ...
Ny zioganao no hoentiko
Ny ratranao no nahasitrana ahy qnxgojkt
Ny ranao famonjena ahy
Fa ianao Jesoa mpanafaka ahy
REFRAIN: ...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Hits : 764
Likes : 0 Like
Created by : kevin Razafindrakoto
Date : 14/02/2022 22:28
