NIGADONA ILAY ORA (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nigadona ilay ora, niaretanao ny jaly
Indro tonga ilay fotoana, nanoloranao ny ainao ry Tompo oh
Mba ho avotray mpanota, mba itondra famonjena
Mba ho avotray mpanota oh, nyyzs pbeb nanaiky ianao tsy noterena
Nijaly ianao ry Tomp be fitia,
Niaretanao ny satro-tsilo
Ny kapoka tononkira.serasera.org sy ny fandatsana
Samy nanjo izany oh..
Karavasy mamaivay
De aveo nofantsihana indray
Nolefonina izany vovo lanivoa
Niaretranao avokoa
Tsy ho very maina anefa lay ra nalatsakao,
fa avotray mpanota sy hery vaovao
Tsy ho very maina anefa lay ra nalatsakao
ahazoanay mandova, ny fiainam-baovao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Vangy : 719
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kevin Razafindrakoto
Daty : 14/02/2022 22:28