NIGADONA ILAY ORA (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nigadona ilay ora, niaretanao ny jaly
Indro tonga ilay fotoana, nanoloranao ny ainao ry Tompo oh
Mba ho avotray cfbibueh mpanota, mba itondra famonjena
Mba ho avotray mpanota oh, smfkdvg nanaiky ianao tsy noterena
Nijaly ianao ry Tomp be fitia,
Niaretanao ny satro-tsilo
Ny kapoka sy ny fandatsana
Samy nanjo izany oh..
Karavasy mamaivay
De aveo nofantsihana indray
Nolefonina izany lanivoa
Niaretranao avokoa
Tsy ho very maina anefa lay ra nalatsakao,
fa avotray mpanota sy eofza hery vaovao
Tsy ho very maina anefa lay ra nalatsakao
ahazoanay tononkira.serasera.org mandova, ny fiainam-baovao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Hits : 719
Likes : 0 Like
Created by : kevin Razafindrakoto
Date : 14/02/2022 22:28