Ampidiro aloha ny tenimiafina
NIGADONA ILAY ORA (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nigadona ilay ora, niaretanao ny jaly
Indro tonga ilay fotoana, nanoloranao ny ainao ry Tompo oh
Mba ho avotray mpanota, mba itondra famonjena
Mba ho avotray mpanota oh, nanaiky ianao tsy noterena
Nijaly ianao ry Tomp be fitia,
Niaretanao ny satro-tsilo
Ny kapoka jxen sy ny fandatsana
Samy nanjo izany oh..
Karavasy mamaivay
De aveo nofantsihana indray
Nolefonina izany lanivoa
Niaretranao avokoa
Tsy ho very maina anefa lay ra nalatsakao,
fa avotray sdgqebvr mpanota sy tononkira.serasera.org hery vaovao
Tsy thkizt ho very maina anefa lay ra nalatsakao
ahazoanay mandova, ny fiainam-baovao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Visites : 674
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kevin Razafindrakoto
Date : 14/02/2022 22:28