MAFY NY ADINAO (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy ny adinao mila ho isan’andro izao
Milanja fahoriana mizioga fijaliana
Mba manontany tena ianao hoe
Jesosy ve mandao fa cmlizi ireny rehetra ireny
Natao mba hanefeny
Fa ny Tompo tsy mandao
Na hahafoy anao ho very tononkira.serasera.org
Aza mierika na minia mikipy ianao
Fa todio ilay Jesoa
Izay nahafoy ny ainy ho uicxzg anao
Izy tsy hamelanao na hoe hahafoy anao
Atolory ny fonao mba hanjakany izao
Fa Kristy ho ahy sy ianao
Havaozy dieny izao ny mombanao
REFRAIN:
Jesosy irery ihany ,
Jesosy hatrany hatrany
No mahavaha ny gnkrry olanao
Milanja fahoriana mizioga fijaliana
Mba manontany tena ianao hoe
Jesosy ve mandao fa cmlizi ireny rehetra ireny
Natao mba hanefeny
Fa ny Tompo tsy mandao
Na hahafoy anao ho very tononkira.serasera.org
Aza mierika na minia mikipy ianao
Fa todio ilay Jesoa
Izay nahafoy ny ainy ho uicxzg anao
Izy tsy hamelanao na hoe hahafoy anao
Atolory ny fonao mba hanjakany izao
Fa Kristy ho ahy sy ianao
Havaozy dieny izao ny mombanao
REFRAIN:
Jesosy irery ihany ,
Jesosy hatrany hatrany
No mahavaha ny gnkrry olanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Vangy : 647
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kevin Razafindrakoto
Daty : 14/02/2022 22:28
