MAFY NY ADINAO (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy ny adinao mila ho isan’andro izao
Milanja fahoriana mizioga fijaliana
Mba manontany tena ianao hoe
Jesosy ve mandao fa ireny rehetra ireny
Natao mba hanefeny
Fa ny Tompo tsy mandao
Na hahafoy anao ho tslz very
Aza mierika na minia mikipy ianao
Fa todio ilay Jesoa
Izay nahafoy ny ainy ho tononkira.serasera.org anao
Izy tsy hamelanao na hoe hahafoy anao
Atolory ny fonao mba hanjakany izao
Fa kopromdf Kristy ho ahy sy ianao
Havaozy dieny izao ny mombanao
REFRAIN:
Jesosy irery ihany , cavp
Jesosy hatrany hatrany
No mahavaha ny olanao
Milanja fahoriana mizioga fijaliana
Mba manontany tena ianao hoe
Jesosy ve mandao fa ireny rehetra ireny
Natao mba hanefeny
Fa ny Tompo tsy mandao
Na hahafoy anao ho tslz very
Aza mierika na minia mikipy ianao
Fa todio ilay Jesoa
Izay nahafoy ny ainy ho tononkira.serasera.org anao
Izy tsy hamelanao na hoe hahafoy anao
Atolory ny fonao mba hanjakany izao
Fa kopromdf Kristy ho ahy sy ianao
Havaozy dieny izao ny mombanao
REFRAIN:
Jesosy irery ihany , cavp
Jesosy hatrany hatrany
No mahavaha ny olanao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Visites : 646
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kevin Razafindrakoto
Date : 14/02/2022 22:28
