MAFY NY ADINAO (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy ny adinao mila ho isan’andro tononkira.serasera.org izao
Milanja fahoriana mizioga fijaliana
Mba manontany tena ianao hoe
Jesosy ve mandao fa ireny rehetra ireny
Natao mba hanefeny
Fa ny Tompo tsy mandao
Na bjnv hahafoy anao ho very
Aza mierika na minia mikipy ianao
Fa todio ilay Jesoa
Izay nahafoy ny ainy ho anao
Izy tsy hamelanao na hoe hahafoy anao
Atolory ny fonao vvup mba hanjakany izao
Fa Kristy ho ahy sy ianao
Havaozy dieny izao ny mombanao
REFRAIN:
Jesosy irery ihany ,
Jesosy hatrany hatrany
No mahavaha ny uuqxubjr olanao
Milanja fahoriana mizioga fijaliana
Mba manontany tena ianao hoe
Jesosy ve mandao fa ireny rehetra ireny
Natao mba hanefeny
Fa ny Tompo tsy mandao
Na bjnv hahafoy anao ho very
Aza mierika na minia mikipy ianao
Fa todio ilay Jesoa
Izay nahafoy ny ainy ho anao
Izy tsy hamelanao na hoe hahafoy anao
Atolory ny fonao vvup mba hanjakany izao
Fa Kristy ho ahy sy ianao
Havaozy dieny izao ny mombanao
REFRAIN:
Jesosy irery ihany ,
Jesosy hatrany hatrany
No mahavaha ny uuqxubjr olanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Hits : 587
Likes : 0 Like
Created by : kevin Razafindrakoto
Date : 14/02/2022 22:28
