ILAY TSY MANDAO (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misedra ireo olana mandia ady sarotra
Ny lalam-piainanao a
Atopa any onja sy rivo-mahery
Nefa tsy ejrkpm irery ianao
REFRAIN: ...
Fa Jesosy no qhtu tsy mba mandao
Ilay Namana akaiky anao
Tsy mba mandatsa fa mankahery
Mamihina ny sandrinao
Mahatsiaro irery ka mila ho very
Fa ny hafa efa sqryde tononkira.serasera.org nandao
Tsy misy iankinana fa toa very hevitra
Nefa ao Ilay tsy mba mandao
REFRAIN: ..
Ny lalam-piainanao a
Atopa any onja sy rivo-mahery
Nefa tsy ejrkpm irery ianao
REFRAIN: ...
Fa Jesosy no qhtu tsy mba mandao
Ilay Namana akaiky anao
Tsy mba mandatsa fa mankahery
Mamihina ny sandrinao
Mahatsiaro irery ka mila ho very
Fa ny hafa efa sqryde tononkira.serasera.org nandao
Tsy misy iankinana fa toa very hevitra
Nefa ao Ilay tsy mba mandao
REFRAIN: ..
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Vangy : 658
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kevin Razafindrakoto
Daty : 14/02/2022 22:28
