ILAY TSY MANDAO (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misedra ireo olana mandia ady sarotra
Ny lalam-piainanao a
Atopa any onja sy rivo-mahery
Nefa tsy irery ianao
REFRAIN: ...
Fa Jesosy no tsy mba mandao tononkira.serasera.org
Ilay Namana akaiky anao
Tsy mba ntopxl mandatsa fa mankahery
Mamihina ny sandrinao
Mahatsiaro irery ka mila batao ho very
Fa ny hafa efa kchgfw nandao
Tsy misy iankinana fa toa very hevitra
Nefa ao Ilay tsy mba mandao
REFRAIN: ..
Ny lalam-piainanao a
Atopa any onja sy rivo-mahery
Nefa tsy irery ianao
REFRAIN: ...
Fa Jesosy no tsy mba mandao tononkira.serasera.org
Ilay Namana akaiky anao
Tsy mba ntopxl mandatsa fa mankahery
Mamihina ny sandrinao
Mahatsiaro irery ka mila batao ho very
Fa ny hafa efa kchgfw nandao
Tsy misy iankinana fa toa very hevitra
Nefa ao Ilay tsy mba mandao
REFRAIN: ..
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Visites : 691
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kevin Razafindrakoto
Date : 14/02/2022 22:28
