ILAY TSY MANDAO (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misedra ireo olana mandia ady sarotra
Ny dvfpcdy lalam-piainanao a
Atopa any onja sy rivo-mahery
Nefa tsy irery ianao

REFRAIN: ...
Fa Jesosy no tsy mba mandao
Ilay Namana akaiky anao
Tsy mba tononkira.serasera.org mandatsa fa mankahery
Mamihina ny sandrinao

Mahatsiaro irery ka mila ho very  
Fa ny hafa efa nandao
Tsy misy iankinana fa toa wgfj very hevitra
Nefa ao Ilay fjder tsy mba mandao

REFRAIN: ..

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4202