FAHENDRENA (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vakoky ny razako no hiderako Anao wagtwc
Ny akanton'ny fiakanjony no anandratako Anao
Ny fahendrena hananany dia avy Aminao
Fihavanana no jdjrem tarigetra ka hapanjakao
REFRAIN:
Ka raiso ny fiderana e atolotray ho Anao
Asandratray ny hirahira fa maminay Ianao
Ventesinay ny hosana andraisanay Anao
Fa tsara (3) , fa tsara indridra Ianao ry Ray
Ny saotra sy ny dera jeso atolotray ho rico Anao
Fiadananao kosa Jesoa no mba harotsay
Ny fifankatiavana no tononkira.serasera.org baikonao
Dia didy lehibe indridra dia didy vaovao
REFRAIN: ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Vangy : 876
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kevin Razafindrakoto
Daty : 14/02/2022 22:28