FAHENDRENA (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vakoky ny razako no hiderako Anao
Ny akanton'ny fiakanjony no tononkira.serasera.org anandratako Anao
Ny fahendrena hananany eftipe dia avy Aminao
Fihavanana no tarigetra ka hapanjakao

REFRAIN:
Ka raiso ny fiderana e atolotray ho Anao
Asandratray ny hirahira fa maminay Ianao
Ventesinay ny hosana andraisanay Anao
Fa tsara (3) , fa tsara indridra Ianao ry Ray

Ny afzz saotra sy ny dera jeso atolotray ho Anao gtycp
Fiadananao kosa Jesoa no mba harotsay
Ny fifankatiavana no baikonao
Dia didy lehibe indridra dia didy vaovao

REFRAIN: ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)
Visites : 741
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kevin Razafindrakoto
Date : 14/02/2022 22:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0258