FAHENDRENA (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vakoky ny razako no hiderako ryfrpd Anao
Ny akanton'ny fiakanjony no anandratako Anao
Ny fahendrena hananany dia avy Aminao
Fihavanana no tarigetra ka hapanjakao

REFRAIN:
Ka raiso ny fiderana e atolotray crxf ho Anao
Asandratray ny hirahira fa maminay Ianao
Ventesinay ny hosana andraisanay Anao
Fa tsara (3) , fa tsara indridra Ianao ry Ray

Ny saotra sy ny dera jeso atolotray ho Anao
Fiadananao kosa Jesoa no mba harotsay tononkira.serasera.org
Ny fifankatiavana no baikonao
Dia didy lehibe bgrbzji indridra dia didy vaovao

REFRAIN: ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0368