EFA NOFIDIKO (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hianareo no nifidy Ahy,
Fa izaho no nifidy vnjv ytao anareo (x2)

Ka nanendry anareo mba tononkira.serasera.org handeha
Sy hamoa,  (x2)

Mba haharetan'ny vokatrareo,
Mba homen'ny Ray anareo
Izay rehetra hangatahinareo
Amin'ny anarako gvpeasqg
Na inona na inona (x2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)
Vangy : 760
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kevin Razafindrakoto
Daty : 14/02/2022 21:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0374