Ampidiro aloha ny tenimiafina
EFA NOFIDIKO (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hianareo no nifidy Ahy,
Fa izaho no nifidy tononkira.serasera.org anareo (x2)
Ka nanendry anareo mba handeha
Sy hamoa, pcudg (x2)
Mba haharetan'ny vokatrareo,
Mba homen'ny Ray cunnvff anareo
Izay rehetra buukyf hangatahinareo
Amin'ny anarako
Na inona na inona (x2)
Fa izaho no nifidy tononkira.serasera.org anareo (x2)
Ka nanendry anareo mba handeha
Sy hamoa, pcudg (x2)
Mba haharetan'ny vokatrareo,
Mba homen'ny Ray cunnvff anareo
Izay rehetra buukyf hangatahinareo
Amin'ny anarako
Na inona na inona (x2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Visites : 831
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kevin Razafindrakoto
Date : 14/02/2022 21:26
