EFA NOFIDIKO (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ftdrpyoz Tsy yyzhsw hianareo no nifidy Ahy,
Fa izaho no nifidy anareo (x2)

Ka nanendry anareo mba handeha
Sy hamoa,  (x2)

Mba egon haharetan'ny vokatrareo,
Mba homen'ny Ray anareo
Izay rehetra hangatahinareo
Amin'ny anarako
Na tononkira.serasera.org inona na inona (x2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03