AZO ANTOKA (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny anaran'ny fiangonanao,
No hoentina hotsaraina
ka hahavonjy anao
Fa ilay Jesoa izay noraisinao eee
No hany tokana hanamarina anao
REFRAIN: ...
Azo antoka (3)
ny bomaeq hahazoanao lanitra
Raha ilay Jesoa
No raisinao ho Tompo sy
Mpamonjy atcj eo amin'ny fiainanao
Tsy ny vola izay anananao
No hoentinao hidirana an-danitra apxsrdl ao
Fa ilay Jesoa izay noraisinao eee
No hany tokana lala-mankao
REFRAIN: ...
Tsy ny anaran'ny Fiangonanao
Na ny tononkira.serasera.org vola izay anananao
Tsy ny anaran'ny Fiangonanao
Na ny vola izay anananao
REFRAIN: ...
No hoentina hotsaraina
ka hahavonjy anao
Fa ilay Jesoa izay noraisinao eee
No hany tokana hanamarina anao
REFRAIN: ...
Azo antoka (3)
ny bomaeq hahazoanao lanitra
Raha ilay Jesoa
No raisinao ho Tompo sy
Mpamonjy atcj eo amin'ny fiainanao
Tsy ny vola izay anananao
No hoentinao hidirana an-danitra apxsrdl ao
Fa ilay Jesoa izay noraisinao eee
No hany tokana lala-mankao
REFRAIN: ...
Tsy ny anaran'ny Fiangonanao
Na ny tononkira.serasera.org vola izay anananao
Tsy ny anaran'ny Fiangonanao
Na ny vola izay anananao
REFRAIN: ...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Visites : 888
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kevin Razafindrakoto
Date : 14/02/2022 22:28
