AZO ANTOKA (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny anaran'ny fiangonanao,
No hoentina hotsaraina
ka hahavonjy anao
Fa ilay dibuqifd Jesoa izay noraisinao eee
No hany tokana hanamarina anao
REFRAIN: ...
Azo antoka tononkira.serasera.org (3)
ny hahazoanao lanitra
Raha ilay Jesoa
No jsjat ecmkarjk raisinao ho Tompo sy
Mpamonjy eo amin'ny fiainanao
Tsy ny vola izay anananao
No hoentinao hidirana an-danitra ao
Fa ilay Jesoa izay noraisinao eee
No hany tokana lala-mankao
REFRAIN: ...
Tsy ny anaran'ny Fiangonanao
Na ny vola izay anananao
Tsy ny anaran'ny Fiangonanao
Na ny vola izay anananao
REFRAIN: ...
No hoentina hotsaraina
ka hahavonjy anao
Fa ilay dibuqifd Jesoa izay noraisinao eee
No hany tokana hanamarina anao
REFRAIN: ...
Azo antoka tononkira.serasera.org (3)
ny hahazoanao lanitra
Raha ilay Jesoa
No jsjat ecmkarjk raisinao ho Tompo sy
Mpamonjy eo amin'ny fiainanao
Tsy ny vola izay anananao
No hoentinao hidirana an-danitra ao
Fa ilay Jesoa izay noraisinao eee
No hany tokana lala-mankao
REFRAIN: ...
Tsy ny anaran'ny Fiangonanao
Na ny vola izay anananao
Tsy ny anaran'ny Fiangonanao
Na ny vola izay anananao
REFRAIN: ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Vangy : 887
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kevin Razafindrakoto
Daty : 14/02/2022 22:28
