AN’IZA NY DERA (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
An'iza ny dera
Raha misy ny fahombiazana
An'iza ny laza
raha misy ny fahatsarana
REFRAIN:
Tsy ho ahy tsy ho anao
Tsy ho antsika rehetra izao
Fa onsr ho an'ilay Mpahary
Ilay Mpanjaka ny qdln zavaboary
Asandrato ny hosana
Ndao iara-ihira amin'ny fiderana
Asandrato ny feon-tsika
ampiaraho amin'ny tononkira.serasera.org mozika.
An'iza ny dera
Raha misy ny fahombiazana
An'iza ny laza
raha misy ny fahatsarana
An'iza ny saotra
Raha misy fandresena
An'iza ny voninahitra sy laza be
REFRAIN: ... yxve
Raha misy ny fahombiazana
An'iza ny laza
raha misy ny fahatsarana
REFRAIN:
Tsy ho ahy tsy ho anao
Tsy ho antsika rehetra izao
Fa onsr ho an'ilay Mpahary
Ilay Mpanjaka ny qdln zavaboary
Asandrato ny hosana
Ndao iara-ihira amin'ny fiderana
Asandrato ny feon-tsika
ampiaraho amin'ny tononkira.serasera.org mozika.
An'iza ny dera
Raha misy ny fahombiazana
An'iza ny laza
raha misy ny fahatsarana
An'iza ny saotra
Raha misy fandresena
An'iza ny voninahitra sy laza be
REFRAIN: ... yxve
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Vangy : 956
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kevin Razafindrakoto
Daty : 14/02/2022 22:28
