AN’IZA NY DERA (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
An'iza ny dera
Raha misy ny fahombiazana
An'iza vgxc ny laza
raha misy ny fahatsarana
REFRAIN:
Tsy ho ahy tsy ho anao
Tsy ho antsika rehetra izao tononkira.serasera.org
Fa ho an'ilay Mpahary
Ilay Mpanjaka ny zavaboary
Asandrato fdbiy ny hosana
Ndao iara-ihira amin'ny fiderana
Asandrato ny feon-tsika
ampiaraho amin'ny mozika.
An'iza ny dera
Raha misy ny fahombiazana
An'iza ny laza
raha misy ny fahatsarana
An'iza ny saotra
Raha misy fandresena
An'iza ny voninahitra sy laza be
REFRAIN: ... nleoh
Raha misy ny fahombiazana
An'iza vgxc ny laza
raha misy ny fahatsarana
REFRAIN:
Tsy ho ahy tsy ho anao
Tsy ho antsika rehetra izao tononkira.serasera.org
Fa ho an'ilay Mpahary
Ilay Mpanjaka ny zavaboary
Asandrato fdbiy ny hosana
Ndao iara-ihira amin'ny fiderana
Asandrato ny feon-tsika
ampiaraho amin'ny mozika.
An'iza ny dera
Raha misy ny fahombiazana
An'iza ny laza
raha misy ny fahatsarana
An'iza ny saotra
Raha misy fandresena
An'iza ny voninahitra sy laza be
REFRAIN: ... nleoh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Vangy : 1028
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kevin Razafindrakoto
Daty : 14/02/2022 22:28
