AN’IZA NY DERA (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
An'iza ny dera
Raha misy ny fahombiazana
An'iza ny laza
raha misy ny fahatsarana
REFRAIN:
Tsy euqnc ho ahy tsy ho anao
Tsy pyagv ho antsika rehetra izao
Fa ho an'ilay Mpahary
Ilay Mpanjaka ny zavaboary
Asandrato ny hosana
Ndao iara-ihira amin'ny fiderana
Asandrato ny feon-tsika
ampiaraho amin'ny vqersoz mozika.
An'iza ny dera
Raha misy ny fahombiazana
An'iza ny laza
raha misy tononkira.serasera.org ny fahatsarana
An'iza ny saotra
Raha misy fandresena
An'iza ny voninahitra sy laza be
REFRAIN: ...
Raha misy ny fahombiazana
An'iza ny laza
raha misy ny fahatsarana
REFRAIN:
Tsy euqnc ho ahy tsy ho anao
Tsy pyagv ho antsika rehetra izao
Fa ho an'ilay Mpahary
Ilay Mpanjaka ny zavaboary
Asandrato ny hosana
Ndao iara-ihira amin'ny fiderana
Asandrato ny feon-tsika
ampiaraho amin'ny vqersoz mozika.
An'iza ny dera
Raha misy ny fahombiazana
An'iza ny laza
raha misy tononkira.serasera.org ny fahatsarana
An'iza ny saotra
Raha misy fandresena
An'iza ny voninahitra sy laza be
REFRAIN: ...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Visites : 955
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kevin Razafindrakoto
Date : 14/02/2022 22:28
