Jesoa Ro Lalagna (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hivevea amin-karogna miagnaïaFa ny raha ilaina izao efa ao am-bala
Handeha hitady ny mahasoa ho aïa
Fa ny famonjena ioio fa aza miala
Jesoa ro lalagna sy fahamarinana
Io ro lala-marina ho any an-dagnitsa
Jesoa ro fiaignana sy fahamarinana
Manome fiainana mandrakizay
Tsa mifidy tavan’olo ny Tompo
Fa raisiny aby, fa samy tiàny
Tsa hisy very, fa novonjeny
Ehe moa ra-ona! Jesoa Kristy izao any moa ro Mpiandry tsara
Sahirana mihitsy iy izao mamory ny olo aby ho ao am-balany
ho amin’ny fanjakan’ny lagnitsa any izao!
Eko… agnareo kay vo ho aïa mady
Ano roa hagnorika an’i Jesoa…
TOKOAAAA!
Juillet 2021
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 252
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 13/07/2023 10:54