Jesoa Ro Lalagna (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hivevea amin-karogna miagnaïa
Fa ny raha ilaina izao efa ao am-bala
Handeha hitady ny mahasoa ho aïa
Fa ny famonjena ioio tononkira.serasera.org fa aza miala
Jesoa ro lalagna sy fahamarinana
Io ro lala-marina ho any an-dagnitsa
Jesoa ro fiaignana sy fahamarinana
Manome fiainana mandrakizay
Tsa mifidy tavan’olo ny Tompo
Fa raisiny aby, fa samy tiàny
Tsa hisy very, fa novonjeny
Ehe moa ra-ona! Jesoa Kristy izao any moa ro Mpiandry tsara
Sahirana mihitsy iy izao hdxur mamory ny olo aby ho ao am-balany
ho amin’ny yzyqauv fanjakan’ny lagnitsa any izao!
Eko… agnareo kay wggozzw vo ho aïa mady
Ano roa hagnorika an’i Jesoa…
TOKOAAAA!
Juillet 2021
Fa ny raha ilaina izao efa ao am-bala
Handeha hitady ny mahasoa ho aïa
Fa ny famonjena ioio tononkira.serasera.org fa aza miala
Jesoa ro lalagna sy fahamarinana
Io ro lala-marina ho any an-dagnitsa
Jesoa ro fiaignana sy fahamarinana
Manome fiainana mandrakizay
Tsa mifidy tavan’olo ny Tompo
Fa raisiny aby, fa samy tiàny
Tsa hisy very, fa novonjeny
Ehe moa ra-ona! Jesoa Kristy izao any moa ro Mpiandry tsara
Sahirana mihitsy iy izao hdxur mamory ny olo aby ho ao am-balany
ho amin’ny yzyqauv fanjakan’ny lagnitsa any izao!
Eko… agnareo kay wggozzw vo ho aïa mady
Ano roa hagnorika an’i Jesoa…
TOKOAAAA!
Juillet 2021
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Visites : 686
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 13/07/2023 10:54
