vavak'ilay nania (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia reraka aza aho dia areno
Ary tohano mafy tsy hianjera indray
Na dia mitoetra aza aho amin’izao tontolo izao
Dia ataovy mahatsiaro Anao
hokpsqi enxzp Raketo ato anatiko ny teninao
Ataovy ato an-tsaiko fa Ianao
No famonjena ho ahy ka tsy hatahotra aho
Fa homba ahy Ianao
Na dia tononkira.serasera.org tafalentika ny onjam-piaianana maro
Dia tsy hanadino ahy Ianao fa hanampy ahy
Dia tsy hanadino ahy aty fa hanampy ho ary
Amin’ilay efa nampanantenainao ahy
Raketo ato anatiko
Ka tsy hierikerika intsony aho
Fa hibanjina Anao
aiwqcpfn Ianao no ilay Andriamanitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1294
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 27/11/2015 19:14