vavak'ilay nania (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia reraka aza aho dia areno
Ary tohano mafy tsy hianjera indray
Na dia mitoetra aza aho amin’izao tontolo izao
Dia ataovy mahatsiaro Anao
Raketo ato anatiko ny teninao
Ataovy ato an-tsaiko fa Ianao
No famonjena ho ahy ka tsy hatahotra aho
Fa homba ahy Ianao
Na dia tafalentika ny onjam-piaianana maro
Dia tsy hanadino ahy Ianao tononkira.serasera.org fa hanampy ahy
Dia tsy hanadino ahy aty fa hanampy nvxc ho ary
Amin’ilay efa nampanantenainao ahy
Raketo ato anatiko
Ka tsy hierikerika intsony aho
xdrhg uewpq Fa hibanjina Anao
Ianao no ilay Andriamanitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1340
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 27/11/2015 19:14