You are here: home > Tononkira > Antsafi

Andao (Antsafi)

https://tononkira.serasera.org/hira/antsafi/andao

Andao ho an’ny Jerosalema, hidera ilay Tompo Jesoa
Andao, andao hiakatra, Jeso ô miandry Anao
Haleloia a! ho Anao Jesoa, Haleloia ho Anao tokoa!
Haleloia! Haleloia hotononkira.serasera.org Anao Tompo soa.
Ny hira soa sy vavaka avy ao am-po no ento izao
Derao, derao ny Tomponao, Izy miandry anao
Haleloia a! ho Anao Jesoa, Haleloia ho Anao tokoa!
Haleloia! Haleloia ho Anao Tompo soa.

Hevitra mandeha

hery (02/09/2015 23:48:22)

zoandrianina> Ny lohateny tokony atomboka amin'ny majuscule foana. Ohatra hoe Andao fa tsy andao.

zoandrianina (02/09/2015 18:52:42)

Mahafinaritra NY midera NY Tompo

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsafi
Mpamaky : 638
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zoandrianina
Tamin'ny : 02/09/2015 18:54:17
ID : 7690

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo