vavak'ilay nania (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia reraka aza aho dia areno
Ary cekil tohano mafy tsy hianjera indray
Na dia mitoetra aza aho amin’izao tontolo izao
Dia ataovy mahatsiaro Anao
Raketo ato anatiko ny teninao
Ataovy ato an-tsaiko fa Ianao
jhgjbx No famonjena ho ahy ka tsy hatahotra aho
Fa homba ahy Ianao
Na dia tafalentika ny onjam-piaianana maro
Dia iuhsl tsy hanadino ahy Ianao fa hanampy ahy
Dia tsy hanadino ahy aty fa hanampy ho ary
Amin’ilay efa tononkira.serasera.org nampanantenainao ahy
Raketo ato anatiko
Ka tsy hierikerika intsony aho
Fa hibanjina Anao
Ianao no ilay Andriamanitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1295
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:14