Fikambanana iray fanompoana (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno 10 taona izahay nanompoana
Mijoro soa aman-tsara e! (misaotra Ray o!)
ANTSAFI ny anarana entinay hiantsoana
Mpitory filazantsara e!
Fa ny fahasoavanao Ray no tsaroana
Matoa toy izao izahay e! (misaotra Ray o!)
Tao ny mafy sy mideza, tononkira.serasera.org Ianao dia teo foana
Mpiaro, mpitarika qpizty anay
Havaozinay izao ny fanoloran-tena
Omban’ny fanekenay
Hitory eo Jodia, ary Jerosalema
Hatrany am-paran-tany e!
Ianao ilay niandohany sy mbola hiafarany
Antom-pisian’izany asa izany
sewiclx Haneho ny voninahitrao xruiyng hatrany hatrany
Hamoa matory, hanaitra fanahy
Be ny soritr’asanao sady tsy mora
Zahay koa tsy mahay e!
Tsy vitan’ny hery kelinay sy ny vola
Tompo o! ampio sy hombay
Mandra-pihavinao ry Jesoa
Ho tonga hiverina indray e!
Ampaherezo izahay tsy hiova
Hazony mandrakizay
Mijoro soa aman-tsara e! (misaotra Ray o!)
ANTSAFI ny anarana entinay hiantsoana
Mpitory filazantsara e!
Fa ny fahasoavanao Ray no tsaroana
Matoa toy izao izahay e! (misaotra Ray o!)
Tao ny mafy sy mideza, tononkira.serasera.org Ianao dia teo foana
Mpiaro, mpitarika qpizty anay
Havaozinay izao ny fanoloran-tena
Omban’ny fanekenay
Hitory eo Jodia, ary Jerosalema
Hatrany am-paran-tany e!
Ianao ilay niandohany sy mbola hiafarany
Antom-pisian’izany asa izany
sewiclx Haneho ny voninahitrao xruiyng hatrany hatrany
Hamoa matory, hanaitra fanahy
Be ny soritr’asanao sady tsy mora
Zahay koa tsy mahay e!
Tsy vitan’ny hery kelinay sy ny vola
Tompo o! ampio sy hombay
Mandra-pihavinao ry Jesoa
Ho tonga hiverina indray e!
Ampaherezo izahay tsy hiova
Hazony mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1466
Likes : 1 Like
Created by : zoandrianina
Date : 25/08/2015 15:13
