You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Antsafi

1344

Nampiditra : tatchy
Tamin'ny : 16/10/2012 16:35:12

Mombamomba :
ANTSAFI: Antoko mpihira na sampana velona iray ao amin ny FJKM Ambohimamory Malala Orimbato zay azo lazaina fa zanaky ny sampana FIFOHAZANA.Ahitana mpikambana mihoatra ny 100 ankehitriny,ankizy,tanora,lehibe.Efa namoaka album 3 hatramin ny fotoana niforonany ka "audio" ny voalohany raha toa ka "vcd" album faha2:MPANDRESY album faha3:TENA MIVAVAKA kosa ireo roa taty aoriana.Tsy mitsahatra mitory ny filazantsara moa ny ANTSAFI araky ny tononkirany hoe :"Ny ANTSAFI JESOA n inona,n inona zay miseho dia hanompo ANAO satria tianay foana IANAO."

Hametraka hevitra

Midira aloha