Ray tsy mahafoy (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAY TSY MAHAFOY
Impiry moa Ianao ry Ray
No efa nanome toky tononkira.serasera.org ahy hoe
Aza manahy! Fa tiako ianao tsy foiko e!
Izaho tsy ahafoy anao mandrakizay
Impiry impiry moa aho no nandre izany
Saingy mbola cigy niherika hatrany
Nanao ratsy teo imasonao
Ka nanalavitra Anao ry Ray
Nanara-tsitra-po, diso lalana tokoa!
Zanakao malala aho nefa adala
Tsy kivy anefa Ianao ry Ray
Tsy sasatra ny nitsinjo ahy an-dalana
Naniraka an’i Jesoa mpamonjy
Ndrisy anefa fa mbola nilonjy
Soa ihany aho fa nahatsiaro ho reraka
Very, resy, voalatsa
Nahatsapa ny fitiavanao
Fa hay Ianao Jesoa yyzha Tompo
Tsy mba mandao
Ray o! hankalaza Anao fmcs Jesoa misaotra Anao
Ampaherezo aho Fanahy o!
Impiry moa Ianao ry Ray
No efa nanome toky tononkira.serasera.org ahy hoe
Aza manahy! Fa tiako ianao tsy foiko e!
Izaho tsy ahafoy anao mandrakizay
Impiry impiry moa aho no nandre izany
Saingy mbola cigy niherika hatrany
Nanao ratsy teo imasonao
Ka nanalavitra Anao ry Ray
Nanara-tsitra-po, diso lalana tokoa!
Zanakao malala aho nefa adala
Tsy kivy anefa Ianao ry Ray
Tsy sasatra ny nitsinjo ahy an-dalana
Naniraka an’i Jesoa mpamonjy
Ndrisy anefa fa mbola nilonjy
Soa ihany aho fa nahatsiaro ho reraka
Very, resy, voalatsa
Nahatsapa ny fitiavanao
Fa hay Ianao Jesoa yyzha Tompo
Tsy mba mandao
Ray o! hankalaza Anao fmcs Jesoa misaotra Anao
Ampaherezo aho Fanahy o!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AntsafiVisites : 1428
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 02/09/2015 23:49
