You are here: home > Tononkira > Antsafi

Vavaka (Antsafi)

https://tononkira.serasera.org/hira/antsafi/vavaka

Ty fiainana ity
Raha saraka ny vavaka
fa maro tokoa
reo olana sy sakana
Ho kivy ny fo
Raha tojo ady mafy izay hanjo
Raha tsisy ny fifandraisana
@ lay Tsitoha

Ref: Tsy an_tendro_molotra
Ny vavaka atolotra
Tsy izay no ilaiNY
Tsy izaytononkira.serasera.org no henoiNY
Teneno am_pinoana avokoa
apetraho @ Jesoa
Izay no ampifandray
anao sy ny Ray mandrakizay

Ty fiainana ity
Raha tsy omban'i Jesoa Kristy
Fa tany tsy hilaozam_pahoriana ety
Izay manana azy no
ho tafita soa
Fa tena mihaino
anao tokoa ny
Tompo Tsitoha

Hevitra mandeha

Rvando (03/06/2016 14:49:55)

Tena marina mits io tononkira ny antsafi io ts ilaina ny mamorona fa tena zay ao am po no tadiavin tompo

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsafi
Mpamaky : 1574
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Tatchy
Tamin'ny : 24/06/2013 08:29:53
ID : 6334

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo