You are here: home > Tononkira > Antsafi

derao (Antsafi)

Ndao handeha hidera ilay mpamonjy tia
N’inona n’inona atao, na aiza no aleha
Hadinoy daholo zay rehetra mety ho olanao
Fa manandrata fiderana haleloia sy hosana (2x)
Isika rehetra izao zay manatrika eto anio
Dia tsy misy Tsiky dia ampytonga lafatra fa be hadisoana
Ka andeha hiara-hiezaka hanova fiainana
Lolom-po sy enjikenjika, ny latsa sy ny eso
Hosoloina fiainam-bavaka manomboka hatreto
Fiderana no entinay hanohy ny lalanao, derao (3) koa
Asandrato hatrany hanakoako eran-tany (2x)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsafi
Mpamaky : 471
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : zoandrianina
Tamin'ny : 27/11/2015 19:02:39
ID : 7693

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo