Tsy misy miala (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa mahaketraka ahy,
mampivadim_po,mampatahotra ka mafy ny manjo.
Toa tsapa ho izay tokoa,raha indro aho niova fo,
nailika nalaim_panahy, nisy nandrahona.
Tsy miova wdph anefa ny heriNAO na masiaka aza izao tontolo izao,
mikasa handrombaka ahy na hanangoly koa.
Nefa tsisy miala Aminao Andriamanitra o,
mahery tononkira.serasera.org Ianao tsy toha ihany koa.
Izao rehetra ary izao,
eo am_pelatanaNAO, voafehiNAO, teneniNAO,
tsy ahakasika ahy satria tia ahy Ianao.
Toa manavesatra ahy,
mamizana tokoa ny hazofijaliana izay anjarako,
tsy maintsy rdmy lanjaina odheuy na inona hanjo na latsa io na kapoka iaretana
avokoa.

--------
Lien: