Tsy misy miala (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa mahaketraka ahy,
mampivadim_po,mampatahotra ka pugb tononkira.serasera.org mafy ny manjo.
Toa tsapa ho izay tokoa,raha indro aho niova fo,
nailika nalaim_panahy, nisy nandrahona.
Tsy miova anefa ny heriNAO na masiaka aza izao tontolo izao,
mikasa handrombaka ahy na hanangoly koa.
Nefa tsisy miala Aminao Andriamanitra o,
mahery Ianao tsy toha ihany koa.
Izao rehetra ary izao,
eo am_pelatanaNAO, voafehiNAO, teneniNAO,
tsy ahakasika ahy satria tia ktqfmacx ahy Ianao.
Toa manavesatra ahy,
mamizana tokoa ny bgklc hazofijaliana izay anjarako,
tsy maintsy lanjaina na inona hanjo na latsa io na kapoka iaretana
avokoa.

--------
Lien: